Tsy maintsy mirehitra mamaivay izahay,
hitsena an'i Jesosy
(ndreto izahy hitsena an'i Jesosy)
Tsy maintsy mirehitra mandrakizay izahay,
hitsena an'i Jesosy é
(ndreto izahy hitsena an'i Jesosy)
tairo aho fa so de tsy lasa
tairo aho fa so de tavela
sao malaina, sao maimaina
tairo aho, fa so de tavela
Omeo solika é
(solika hirehitra mamaivay é)
Omeo solika é
(solika hirehetako mandrakizay)
hitsena an'i Jesosy aho
(hitsena an'i Jesosy aho)
hitsena an'i Jesosy aho oa
Izahay tsy maintsy vonona an'io
hitsena an'i Jesosy
(vonona anio hitsena an'i Jesosy)
Izahay tsy maintsy hiakanjo madio
hitsena an'i Jesosy
(hiakanjo madio hitsena an'i Jesosy)
Solika no atao fitaiza
(no atao fitaiza)
jiro nokarakaraina
(karakaraina a)
No tsy lasa tsy laitra
izay vo taitra
vidio anio izay ilaina é
Omeo solika é
(solika hirehitra mamaivay é)
Omeo solika é
(solika hirehetako mandrakizay)
hitsena an'i Jesosy aho
(hitsena an'i Jesosy aho)
hitsena an'i Jesosy aho oa
Miambina, samy miambina (2)
é eza avao tavela é
é aza avela é
Miambina, samy miambina (2)
é aza malaina é
é aza maimaina é
Miambina, samy miambina (2)
samy mibina é
Miambina, samy miambina (2)
e aza avela é
Feno ve sa tsy feno
(feno é, feno é)
vonona ve sa tsy vonona
(vonona, vonona)
io o oo oo oo (2)
aia ia ia é (2)
an an
hande sa tsy hande
(hande, hande)
Mirehitra sa tsy mirehitra
(mirehitra, mirehitra)
io o oo oo oo (2)
aia ia ia é (2)
an an
Omeo solika é
(solika hirehitra mamaivay é)
Omeo solika é
(solika hirehetako mandrakizay)
hitsena an'i Jesosy aho
(hitsena an'i Jesosy aho)
hitsena an'i Jesosy aho oa